Ny dia ho eo amin' i Kristy
Book information
Description
Ellen G. White Estate, Inc., 1925 (2014). - 103 p.На малагасийском языке. Путь ко Христу (англ. Steps to Christ) — христианская книга Елены Уайт. Впервые вышла в свет в 1892 году.Ny anaran’ ity boky ity dia milaza ny asa kendreny. Jesosy irery no ambarany, ho mahay manome izay ilain’ ny fanahy, ka mitarika ny dian’ ny mpivahiny trotraka sy misalasala, ho amin’ ny làlan’ ny fiadanana. Izy no mitarika tsimoramora ny mpivahiny mangetaheta fahamarinana ho ao amin’ ny làlan’ ny fiainana ambony indrindra - làlana miafara amin’ ny fahafenoan’ ny fiainana Kristiana hita amin’ izay efa nandà tena tanteraka, ka manana ny finoana tsy azo hozongozenina noho ny fahasoavana sy ny fiarovan’ Ilay sakaizan’ ny Mpanota.
Similar books
Мальгашско-русский словарь. Diksionary malagasy-rosiana
A Malagasy (Northern Betsimisaraka) Text with Grammatical Notes
2006 · PDF
Dictionnaire français-malgache
Dictionnaire malgache-français
A concise grammar of the Malagasy language
DJVU
A Concise Introduction to the Study of the Malagasy Language as Spoken in Imerina
DJVU
Malagasy for Beginners. A Series of Graduated Lessons and Exercises in Malagasy as Spoken by the Hovas
DJVU
Livre du Formateur. Langue: Sakalava
1996 · PDF