Dictionnaire malgache-français
Book information
Description
Mahamasina: Imprimerie de la Mission catholique, 1899. — 840 p.Sasin-Teny. Tsv hahasoa ny Vazaha Frantsay hiany ity Dictionnaire natonla fa-nindroany ity, fa hahasoa indrindra koa ny Malagasy belsaka izay milozoka mianatra ny teny frantsay. Betsaka ny fehezan-teny gasy nam-pidirina ato, ka nadika ho teny frantsay. Ho hita aio koa fa tsy ampy singan-teny frantsay anankiray hanazava ny hevitry uy teny malagasy anankiray; koa dia napetaka nto koa teny maro izay ampy hahazava ny heviny. Manahirana ny Malagasy matelika koa ny ma-morona fehezan-leny frantsay mazava araka ny graminaire; koa dia nasiana fehezan-teny frantsay betsaka ato izay dikan' ny fehezan-teny malagasy, ka izany hanampy azy tokoa mba hamorona fehezan-teny frantsay mazava mitovy hevitra aminy. Hampiasa ny sain'ny mpandinika tokoa ny dikan-teny maro izay natsofoko ato, ka hampandroso faingana ny mpianalra rehetra amy ny hafalalana ny teny frantsay izay hahazoany soa tsy anononana amin izao. Tananarive, 29 Septembre, 1899. V. Malzac, s.j.
Similar books
Мальгашско-русский словарь. Diksionary malagasy-rosiana
A Malagasy (Northern Betsimisaraka) Text with Grammatical Notes
2006 · PDF
Dictionnaire français-malgache
A concise grammar of the Malagasy language
DJVU
A Concise Introduction to the Study of the Malagasy Language as Spoken in Imerina
DJVU
Malagasy for Beginners. A Series of Graduated Lessons and Exercises in Malagasy as Spoken by the Hovas
DJVU
Livre du Formateur. Langue: Sakalava
1996 · PDF